| Entry | 1 toko lava |
| Elementary words | 2 toko, 3 lava |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 toko fahandroana sakafo mitohitohy.
[1.1] |
| Examples |
6 Mahandro banina be ny tompom-pasana manao tokolava, ary misaotra ny vahoaka matetika èny am-pandehanana.
[1.437#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|