Entry toho-drano (tohoka, rano)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy [Rajemisa 1985]
 [ tohodrano ] fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano [SLP 1986]
French translation [ tohodrano ] barrage [SLP 1986]

Updated on 2020/07/31