Entry toetr' andro (toetra, andro)
Part of speech expression
English definition weather [Hallanger 1969]
French definition météo, temps [Rajaonarimanana 1995]
 climat [Rabemolaly: Fary]
Examples 
1Atao inona tokoa io fizarana efa nilaozan' ny toetrandro io? [SeFaFi , 2008/03/28]
2Antoky ny fandrosoana ikezahana amin'izao toetrandro izao ny handalina ny fahaizana amin' ny sampam-pahalalana samihafa. [Rakotozafy: Ratsimba]

2018/04/13