Entry tody
Part of speech adjective
Malagasy definition Tonga an-tseranana: Tody soa aman-tsara ny sambonay [Rajemisa 1985]
Derivations 
Quotes 

Entry tody
Part of speech noun
Malagasy definition Valin' ny tao mifotitra amin' ny tena: Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina [Rajemisa 1985]
English definition retaliation, the wages of evil; a return [Hallanger 1973]
French definition arrivage, arrivee au port
¶ retour, revanche, représailles, châtiment du mal [Abinal 1888]
 châtiment; retour des choses [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 

Entry tody
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] fitana [Rakotosaona 1972]

2013/07/20