Entry | 1 fitodiana |
Root | 2 tody |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fahatongavana an-tseranana: Amin' ny dimy maraina ny fitodian' ny sambo [1.1] |
Explanations in English |
5 a harbor; an airport [1.7] |
Explanations in French |
6 port, havre; aéroport [1.8] |
Examples |
7 Nony tonga teo amin' ny fitodiana teo amoron' i Manampatra izy, dia nijanona.
[2.499#]
8 Efa-bolana sy tapany eo ho eo no naharetan' ny dia an-tsambo sitimo hatreo Toamasina mankany Bordeaux na ny miverina, raha tsy mijanonjanona ela loatra amin' ny fitodiana. [2.366#] |
All compound words | 9 3 combinations of this word |
Vocabulary | 10 Navigation |
Synonyms | 11 fiantsonana, seranana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |