|
|
|
|

Entry1  tenin' ny maty an-drano
Elementary words  2 teny, 3 maty, 4 rano
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 tenin' olona mampanantena zavatra be eo amin' ny loza mahazo azy, nefa tsy tanterahiny rehefa afa-doza izy [1.1]

Updated on 2025/09/12