| Entry | 1 tefy be mivaona |
| Elementary words | 2 tefy, 3 be, 4 mivaona |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 taozavatra maro vita ara-tefy somaradimbana sy be angesongeso; enti-milaza koa fitsarana tsy marina, na firaisan-tetika ahitana olona maro voaringodringotra.
[1.1] |
| Explanations in French |
7 Fabrique où beaucoup d’ouvrages sont faits de travers.
8 Figuré: injustice dans les jugements ; crime d’état, complot, affaire où beaucoup sont compromis. [1.3#691] |
| Updated on 2025/09/12 |
|