|
|
|
|

Entry (1/2)1 tefy
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Fanamboarana vy ho zavatra: Ratsy tefy ity rojo ity izany
Famolavolana: Aleo loha tsara tefy toy izay loha nosesefana izao karazam-pahaizana rehetra izao [1.1]
Explanations in English  4 the working of clay in pottery; the forging of iron [1.7]
Explanations in French  5 ouvrage de forgeron, de potier, d’orfèvre et de tout ouvrier travaillant les métaux [1.3]
6 travail de potier et de forgeron [1.8]
Examples  7 tsara tefy ity angady ity (cette bêche a été bien forgée) [1.3]
8 ratsy tefy ireo angadlanyy ireo (ces marmites ont été mal faites) [1.3]
9 Na amin' izany koa aza anefa, dia mbola hita taratra eny ho eny ihany ny dia navelan' i Vola sy ny tefy nataony tamin' ny fiainako. [2.4]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  226 combinations of this word
Proverbs  23 Proverbs containing that word

Entry (2/2)24 tefy
Part of speech  25 noun
Explanations in French  26 (du nom éthiopien tef). Eragrostis tef (Zuccagni) Trotter (Poaceae). Introduit et cultivé comme espèce fourragère. Parfois échappé des cultures. [Merina] [1.196]
Vocabulary  27 Botany
Scientific name 

Anagrams  28 Fety, fety, 29 tefy

Updated on 2025/11/03