Entry mivaona (vaona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Tsy mandeha mahitsy: Mivaona ity hazo fisaka ity izany
¶ Mandeha any amin' ny tsy izy: Mivaona izany resatsika izany [Rajemisa 1985]
English definition to warp; to turn aside from the mark [Hallanger 1973]
French definition être tordu; se détourner, rater la cible [Hallanger 1974]
Morphology 
mivaona
nivaona
hivaona
Quotes 

Updated on 2012/09/25