Entry tefaka
Part of speech noun
Malagasy definition Feo re rehefa misy zavatra vaky, toy ny vilany izany. [Vocabulary: Sound]
¶ Vono amin' ny felatanana, tehamaina. [Rajemisa 1985]
French definition bruit que fait un coup, un vase qui casse
¶ le coup lui-même [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 

Entry tefaka
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry iray karazana amin' ny antendry, rofia, voaniho... izay anaovana sahafa na satrola, ary ny lavenony angalana sirahazo izay atao hoe Betefaka (Chrysalidoearpus decipiens Beccari-Palmiers) [Rajemisa 1985]
French definition nom d'un palmier dont on extrait une potasse très mordante [Abinal 1888]
Vocabulary 
Scientific name Chrysalidoearpus decipiens
Compound words, titles, names 

Entry tefaka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] tehaka [Rakotosaona 1972]
Derivations 

2014/12/03