| Entry | 1 tefahina |
| Root | 2 tefaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Asiana tefaka na tehamaina, kapohina: Nahoana no tefahinao ny zanako Asiana teny maharary [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 tefahina, 10 tehafina |
| Updated on 2025/09/12 |
|