| Entry | 1 tay manala sasatra |
| Elementary words | 2 tay, 3 manala, 4 sasatra |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 ilazana ny olona kamo ka manararaotra ny fandehanana mivalana any an-tranokely mba hakana aina, olona mijanona ela loatra ao an-tranokely rehefa mivalana
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|