|
|
|
|

Entry1 tavim-boninkazo
Elementary words  2tavy, 3vony, 4hazo
Part of speech  5 noun
Explanations in French  6pot de fleur. [1.5]
Examples  7 Nampirobona ilay «Raozy» kely izany, saingy satriny ihany ho eo amin' ilay tany karankaina, kibo nifonosana, toy izay ho any amin' ny tavimboninkazo sarobidy tsy nirehan' ny sainy hatramin' ny fahakely! [2.499#]

Updated on 2025/10/11