Entry tatao
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taimoro] Harona hasiana ny vary voajinja [Rajemisa 1985]

Entry tatao
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] filolohavana [Rakotosaona 1975]
 Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin' ny tolana atao hoe: "tataombaravarana"
¶ Vola ambonin' izay efa raikitra: Mbola nasiana tataony indray ny hetra, ka nimenomenona ny vahoaka
¶ Vary amin-dronono tondrahan-tantely izay nololohavina kely aloha vao nohanina tamin' ny firariana amin' ny andro fandroana [Rajemisa 1985]
English translation something carried on the head; something placed on top [Hallanger 1973]
French translation ce qu'on porte sur la tête; ce qu'on met dessus [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry tatao
Part of speech noun
French translation  [Betsimisaraka] (sens général : ce qui est placé au-dessus, ce qui surplombe, domine). Deinbollia macrocarpa R. Capuron (Sapindaceae). Arbre dont le bois est utilisé en construction marine. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Deinbollia macrocarpa

Updated on 2020/07/31