|
|
|
|

Entry1  atatao
Root  2 tatao
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila resaka tamin' ny mpantsaka namany
5 Ampiana hametraka eo ambony loba: Natataon-jokiny izy fa tsy zakany ilay siny ~ Atataovy aho ray olona, fa mavesatra ny anjarako (Dox) [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02