| Entry | 1 tatahana |
| Root | 2 tataka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan' ny ankizy ny kibon' ny tanalahy.
5 Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan' ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky vaky ny fefiloha. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be slit open.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on fend, qu'on entaille en longueur.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|