Entry | 1 manataka |
Root | 2 tataka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandrovitra na mandidy manaraka ny lavany Manisy loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano Mampahantra, mambotry [1.1] |
Explanations in English |
5 to slit open [1.7] |
Explanations in French |
6 fendre, déchirer; faire une ouverture [1.8] |
Examples |
7 Fanaony koa, hono, ny manataka ny kibon'ny vehivavy bevohoka mba hijereny ny zaza ao an-kibo!
[2.508#]
|
Morphology |
|
Anagrams | 12 manataka, 13 tanamaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |