Entry tatà
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Mahafaly] alafady [Rakotosaona 1972]

Entry tata
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] fandraisan-javatra avy ao amin'ny fanambaniny [Rakotosaona 1972]

Entry tata
Part of speech   noun
English definition   root of tataina [Richardson 1885]
Derivations  

Entry tata
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] tsodrano, saodrazana, fiantsoana ny razana [Rakotosaona 1972]
   [Mahafaly] tsodrano [Rakotosaona 1972]

Entry tata
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] fivavahan'ny jentilisa [Rakotosaona 1972]

2014/09/03