| Entry | 1 taratasim-bola |
| Elementary words | 2taratasy, 3vola |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola.
[1.1] |
| Explanations in French |
6effets de commerce, mandat-carte.
[1.13] |
| Examples |
7 Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika.
[4.27#]
|
| Vocabulary | 8 Economy: finances, management |
| Updated on 2025/09/12 |
|