Entry tapia
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-javamaniry izay antonontonony ny habeny, maniry indrindra any amin' ny faritanin' Imamo ary fihinana ny voany no sady fanao sakafon' ny bibindandy ny raviny [Rajemisa 1985]
 karazana hazo manome voa azo hanina [SLP 1986]
English definition a shrub much used for silkworm feeding. It has an edible fruit. The stem is said to yield the best material for mixing with snuff. Chrysopia sp. [Richardson 1885]
French definition arbre dont on mange le fruit et dont les feuilles servent de nourriture aux vers à soie. Chrysopia [Abinal 1888]
French definition Uapaca bojeri, chrysopia [SLP 1986]
Vocabulary 
Scientific name Chrysopia, Uapaca bojeri
Compound words, titles, names 
Examples 
1Razafiniaina nasiana ravin-tapia kely ombieny ombieny. [Rajemisa: Fiteny 4, page 104]
2Fa indray hariva dia mba te-hihinana bokàna aho, irony bibin-tsaonjo maintimainty mivelona eny am-body tapia. [Ravelomanana: Lalana, page 17]
Quotes 
Illustrations 

2017/05/21