Entry landibe (landy, be)
Part of speech noun
Malagasy definition karazana biby kely manome landy gasy [SLP 1986]
English definition [be, great] a large kind of silk cocoon made by a number of silkworms working in one cocoon [Richardson 1885]
French definition Borocera madagascariensis [SLP 1986]
Vocabulary 
Scientific name Borocera madagascariensis
Examples Ny an' Ingahy Ramiandrisoa anefa, tsy latsaka ny fitopolo ny mora indrindra, nisy aza ny landibe nihoatra ny ariary zato ny vidiny. [Andraina: Mitaraina, page 87]

2016/10/11