|
|
|
|

Entry1  tapa-kevitra
Elementary words  2 tapaka, 3 hevitra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tsy miroaroa saina na misalasala intsony fa vonona hanaraka izay efa noheverina [1.1]
Explanations in English  6 having made a decision [1.7]
Explanations in French  7 qui a pris une décision [1.8]
8 décidé [1.5#144]
Examples  9  Efa tapa-kevitra ny hiala ny ala izy anefa [2.117#128]
10  Efa tapakevitra ny hisaraka amiko ny vahoakako [2.996#]

Updated on 2025/09/12