| Entry | 1 fanapaka |
| Root | 2 tapaka |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manapaka, mandidy, manito Azo tapahina: Tsy fanapaka ny hevitra toy izany [1.1] |
| Examples |
5 Ary notapahana hoatra ny fanapaka singan-kofehy ny mahazaka tamin' ny sandriny.
[2.996#]
|
| All compound words | 6 balafanapaka |
| Updated on 2025/10/09 |
|