Entry taola
Part of speech   noun
French translation   Arête, noyau, os, squelette  - > fatike, fo, kakapo, sisike, vihy. Be taola, osseux [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila T)]

Entry taola-
Part of speech   morphological form of the word taolana
Examples   Ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 66]
Kibobo an-tsaha tsipoy an-tanána aza mifefe ranomaso ety alatranonay fandrao tsipazako ny taola-mahagaga ka sady gaga no talanzona [Fox: Hainteny, number 72]

Updated on 2017/03/21