|
|
|
|

Entry1  tany kotra
Elementary words  2 tany, 3 kotra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao. [1.1]
6 Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy. [2.117]
Examples  7  Ny tany|kotra efa tany|kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117]
Vocabulary  8  Economy: agriculture

Anagrams  9 tany kotra, 10 tinakotra

Updated on 2025/09/12