Entry tany dilatra (tany, dilatra)
Part of speech expression
Malagasy definition tany vonton-drano, fotaka [Rajemisa 1985]
French definition Limon, terre humide [Abinal 1888]
Malagasy definition [ tanidilatra ] fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy [SLP 1986]
English definition clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga [Richardson 1885]
French definition [ tanidilatra ] alluvion [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms tany ditra

2016/07/07