Entry dilatra
Part of speech noun
Malagasy definition Vovo-tany maivana entin' ny rano amin' ny renirano ka mandry eny ho eny, manarona sy mahalonaka ny tany: Tany dilatra [Rajemisa 1985]
 nofon-tany mahavokatra nentin'ny riaka [SLP: Voambolana]
English definition sedimentary deposits of earth [Richardson 1885]
French definition alluvion flottée, limon [SLP: Voambolana]
Vocabulary 
Quotes 
Analogy  angon-dilatra ~ tany dilatra

Entry dilatra
Part of speech Unspecified
Malagasy definition Enti-milaza fandalovan-javatra mahakasika kely. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry dilatra
Part of speech adverb [list]
English definition  [Provincial] almost, nearly [Richardson 1885]

Entry dilatra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] holapery [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

Entry dilatra
Part of speech noun
French definition  [Bezanozano] (de dilatra, adjectif : touché à peine, effleuré). Leptolaena multiflora Thouars (Sarcolaenaceae ). Le nom est une allusion discrète aux emplois de cet arbre en sorcellerie (voir birana). Bois dur mais peu employé. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary 
Scientific name Leptolaena multiflora

2017/12/09