Entry | 1 tany andalam-pandrosoana |
Elementary words | 2 tany, 3 an-dalana, 4 fandrosoana |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 tany tara ara-teknôlôjia ary iharan'ny fahantrana sy ny tsy fahampiana [1.13] |
Explanations in French |
7 pays sous-développés ou en voie de développement [1.13] |
Vocabulary | 8 Politique |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |