Entry andalana (ana, lalana)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto
¶ Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany
¶ Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila
¶ Karazana: Maro andalana ny fakampanahy [Rajemisa 1985]
   fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray
¶ andalana mekanika: singan'ny kitapom-bovoka manaraka ny epiderma. [Vocabulary: Biology]
¶ andalan-tsela mpamelona: singan'ny kitapom-bovoka manaraka ny andalana mekanika. [Vocabulary: Biology] [SLP: Voambolana]
English translation   Arrangement in rows; different, various (as to kinds). [Richardson 1885]
French translation   rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?) [Abinal 1888]
French translation   ligne, vers
¶ andalana ankasa: assise paire. [Vocabulary: Biology]
¶ andalana mekanika: assise mécanique. [Vocabulary: Biology]
¶ andalana tsiankasa: assise impaire. [Vocabulary: Biology]
¶ andalana tsy feno: ligne creuse
¶ andalan-dohavy mitambatra: ligne bloc. [Vocabulary: Economy: printing, drawing]
¶ andalan-tsela mpamelona: assise nourricière. [Vocabulary: Biology] [SLP: Voambolana]
Derivations  
Morphology  
andalana
andalako
andalanao
andalany
andalantsika
andalanay
andalanareo
andalan'
andalan-
andalam-
andala-

Entry an-dalana (ana, lalana)
Part of speech   adverb [list]
French translation   dans le chemin, en route [Abinal 1888]

Updated on 2016/08/24