|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahatanty
Root  2 tanty
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [1.1]
5 maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13]
Explanations in English  6 to be able to endure; to be able to resist temptation [1.7]
Explanations in French  7 être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [1.8]
8 résistant [1.13]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Analogs  12  mahatohitra

Entry (2/2)13  Mahatanty
Part of speech  14  name (anthroponym) [Full list]
Examples  15  Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera [2.508#125]
Vocabulary  16  History: individuals

Anagrams  mahatanty, Mahatanty

Updated on 2025/11/21