| Entry | 1 tantazana |
| Root | 2 tanty |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Andrasana hianjera ka raisina eo ambonin' ny tanana velarina na ao anaty zavatra: Tantazo iny baolina iny ~ Tantazo amin' ny satrokao ireto vola madinika ireto
5 Raisina: Tokony hotantazantsika tsara izay anjara omen' Andriamanitra antsika [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be collected in a basket
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on ramasse dans un panier
[1.8] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|