| Entry | 1 tantavana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana [1.1] 4 fitaovana tantera-drano anasarahana ny ranoka sy ny faikany [1.13] |
| Explanations in French |
5 filtre, filtrant [1.13] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 22 sivana |
| Updated on 2025/09/19 |
|