|
|
|
|

Entry1  fanatantavanana
Root  2 tantavana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fampandalovana rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin' ny lamba mba hampahadio azy na hanala ny faikany aminy [1.1]
Explanations in French  5 L'action de filtrer, l’instrument, le lieu, le motif [1.3#677]
6 filtre, passoire [1.13]
Examples  7  fanatantavanana azy, hialan' ny ratsy. [2.366#]

Updated on 2025/09/12