Entry sivana
Part of speech noun
Malagasy definition Filaminana, filaharana [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 

Entry sivana
Part of speech noun
Malagasy definition Fiasana misy loadoaka kely hanalana ny vato amin' ny vary, hifantenana voa, na hanintsanana ny tany malemy ialan' ny vongana mafy
Mitovy hevitra: fanatantavanana ~ masoarivo [Rajemisa 1985]
 fitaovana fanatantavanana voa [SLP 1986]
French definition crible pour le sable [Hallanger 1974]
French definition filtre
¶ tamis [SLP 1986]
Derivations 
Origin English: sieve.
Analogues  tantavana

Entry Sivana
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Sivan [Baiboly]
French definition Sivân [Baiboly]
Vocabulary 
Quotes 

2015/09/07