| Entry (1/2) | 1 tanjaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Herim-batana: Nihena ny tanjak' io tovolahy io hatramin' ny nahapotrahany.
4Izay entinamanamafy zavatra: Tsy mba nanifisany akory ny volotsangana natao tanjany, fa nokapakapaina dia narafitra. (Fofombadiko, E.D. And.). 5Fisehoan' ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka. [1.1] |
| Explanations in English |
6strength.
[1.2, 1.7] 7power, vigour, robustness. See aina, hery. [1.2] 8vigor. [1.7] |
| Explanations in French |
9force.
[1.3, 1.8, 1.13] 10vigueur. [1.3, 1.8] 11puissance. [1.3, 1.13] 12énergie, richesse. 13ce qui rend un édifice solide. [1.3] 14renfort, tuteur. [1.13] |
| Examples |
15 Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy.
[2.470]
16 Ny fahatsiarovan' ny olona tanjaka sy fahasahiana eo amin' ny miara-monina aminy mantsy, arakaraka ny fari-pananany mitaha amin' ny an' ny hafa. [2.472] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 375 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 38 tanjaka |
| Part of speech | 39 noun |
| Explanations in French |
40(sens général : force, vigueur, puissance). Nom de plusieurs plantes réputées fortifiantes ou prises comme remède contre l'impuissance. Suivant les dialectes, surtout :.
41Anacolosa pervilleana Baill. (Oleaceae). Décoction des feuilles administrée aux convalescents, aux personnes affaiblies.. [Bara] 42Humbertoturraea sp. (Meliaceae), réf. Service Forestier 5924. Décoction très amère prise surtout contre l'impuissance.. [Mahafaly] [1.196] |
| Vocabulary | 43 Botany |
| Scientific name |
|
| Updated on 2025/10/08 |
|