Entry tandra vadin-koditra (tandra, vady, hoditra)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza zavatra tsy azo sarahina fa miaraka mandra-pahafaty; zavatra tsy mahay misaraka amin' ny zavatra hafa iray: Tandra vadin-koditry ny olombelona ny aretina [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31