Entry tanana masina (tanàna, masina)
Part of speech expression
Malagasy definition toerana nonenan' ny razan' Andriana fahiny ka nohajain' ny Ntaolo fatratra, manana ny fadiny, nangalana rano amin' ny Fandroana nihasinan' ny mpanjaka [Rajemisa 1985]

2012/07/24