Entry madiva (diva)
Part of speech adjective
French definition qui est sur le point de [Abinal 1888]
Morphology 
madiva
nadiva
hadiva
Analogues  antomotra
Examples fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva. [Dahle: Angano, page 226]

Entry madiva (diva)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. [Rajemisa 1985]
English definition almost, on the verge of [Hallanger 1973]
French definition presque [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 bientôt, prochainement [Abinal 1888]
 sur le point de [Hallanger 1974]
Derivations 
Analogues  tamy
Examples 
1Madiva hiakatra any Antananarivo izahay! [Profita: Ranary, page 132]
2Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 155]

2018/08/16