Entry tamenaka
Part of speech noun
Malagasy definition Ny menamena vonivony izay eo afovoany anatiny amin' ny atody. (Ny zana-borona na biby vao torontoronina sy ny sakafo ivelomany no ao anatin' io tamenak' atody io) [Rajemisa 1985]
English definition the yolk of eggs [Hallanger 1973]
French definition jaune d'oeuf [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms tamenany
Quotes 

Entry tamenaka
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-kazo kelikely ravina fanaovana ody kankana ny voany (Poivrea grandidieri) [Rajemisa 1985]
English definition a kind of nut used as a vermifuge [Hallanger 1973]
French definition espèce de noix qui sert de vermifuge [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Poivrea grandidieri

2010/04/06