Entry | 1 takelajozoro |
Elementary words | 2 takelaka, 3 zozoro |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) [1.1] |
Synonyms | 6 takelaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |