|
|
|
|

Entry1  takelaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro)
4 Zavatra fisaka ary manify mielakelaka
5 Tahon-jozoro tohitohizina amin' ny fantaka ampiasaina hatao fefy na lafika
6 Ny ravin-taratasy isanisany amin' ny boky na kahie...: Zato takelaka ity kahie ity [1.1]
Explanations in English  7 a sheet of anything; a sheet of paper [1.7]
Explanations in French  8 Quelque chose de plat et de mince, pellicules qui se soulèvent sur la peau, feuilles de papier, feuillets d’un livre; claie faite avec le Zozoro [1.3#650]
9 feuille ou plaque; feuille de papier [1.8]
10 feuillet, lame, feuille, panneau, plaque [1.13]
Examples  11  Farafaran' ny Ntaolo avo tongotra, milafika takelaka zozoro sy tsihy isatra ary kidoro jiafotsy no handrian' izy mivady lehibe [2.470]
All compound words  12  13 combinations of that word

Updated on 2025/11/17