| Entry (1/2) | 1 takasy | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 
3 Teny hebreo ity, ary toa anaran' ny biby anankiray, izay natao saron' ny Tabernakely ambony indrindra ny hodiny (Eks. 26. 14 ; 36. 19, ets). Tsy fantatra marina izay biby voalazan' izany teny hoe takasy izany ; nefa araka ny hevitry ny maro, dia biby an-dranomasina izy, karazan'ny lambon-drano (marsouin, na dauphin), dia biby izay hita ao amin'ny Ranomasina Mena. Mateza dia mateza ny hodiny, ary fanao kiraro mandraka ankehitriny izany (Ezek. 16.10) [1.38] | 
| Examples | 
4 Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin' ny sarona hodi-takasy izany;
[2.996#04.004.008] 
 | 
| Vocabulary | 5 Zoology: mammals | 
| Entry (2/2) | 6 takasy | 
| Part of speech | 7 noun | 
| Explanations in French | 
8 (de hasy : pouvoir mystérieux attribué aux plantes de guérir ). Embelia madagascariensis A.DC. (Primulaceae). Nom relevé par les forestiers d'Analamazaotra. [Bezanozano]
 [1.196] | 
| Vocabulary | 9 Botany | 
| Scientific name | 
  | 
| Anagrams | 10 atsika, 11 takasy, 12 taksia, 13 tsaika, 14 tsiaka | 
| Updated on 2025/09/12 | 
 |