Entry hasy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] landihazo [Rakotosaona 1972]
 Landihazo gasy. Anarankazo ary anaran' ny voan' io hazo io koa. Ny landihazo dia hazo madinidinika (Gossypium barbadense); ny fonon' ny voany, rehefa matoy, dia mivaky telo na dimy eo amin' ny vitrany ary dia misy vohavoha mibofaka avy eo, izay azo veraveraina sy sintonina ho kofehy tenomina ho lamba [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Gossypium barbadense
Synonyms landihazo

Entry hasy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] lamba vita amin'ny landihazo [Rakotosaona 1972]
English definition a provincial word for cotton [Richardson 1885]
French definition  [Taisaka] cotonnade [Deschamps 1936]
Vocabulary 

Entry hasy
Part of speech noun
English definition  [Provincial] a provincial word for medicine. [Richardson 1885]
French definition  [Tankarana] remède. hasina [David 1952 (takila H)]
Vocabulary 
Synonyms kasa
Compound words, titles, names 

Entry hasy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] fanajana [Rakotosaona 1972]
French definition  [Taisaka] respect [Deschamps 1936]
Derivations 

2017/03/10