Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
1
atakarina
Root
2
ta
ka
rina
Part of speech
3
passive verb
Explanations in Malagasy
4
Avala hiresaka, hihinana any an-tranon' olona:
Aza atakarina any an-tranon' olona ny zanakao fa mahamenatra
[
1.1
]
Morphology
5
Present :
atakarina
, atakariko, atakarinao, atakariny, atakarintsika, atakarinay, atakarinareo, atakarin', atakarin-, atakarim-, atakari-
6
Past :
natakarina, natakariko, natakarinao, natakariny, natakarintsika, natakarinay, natakarinareo, natakarin', natakarin-, natakarim-, natakari-
7
Future :
hatakarina, hatakariko, hatakarinao, hatakariny, hatakarintsika, hatakarinay, hatakarinareo, hatakarin', hatakarin-, hatakarim-, hatakari-
8
Imperative :
atakarino
Updated on 2025/09/12