Entry | 1 takalonaina |
Elementary words | 2 takalo, 3 aina |
Part of speech | 4 passive verb |
Explanations in French |
5 kidnapping [4.11] |
Examples |
6 Mba tsy hahatonga intsony ny vahoaka ho takalonaina eo am-pelatanan' ny mpanao politika
[4.27]
7 Io ilay hafetsena, fomba iray fanaovana takalonaina mba hahatafavoaka velona, ianarana dieny mbola zaza. [1.369#] 8 Lasa nivadika takalonaina (kidnapping) na fira ambany na bohiry koa aza izy ireny ankehitriny ka vao mainka loza no nahazo ireo tantsaha [4.11.2019/9/12] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |