Entry tahontahona
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsotra loatra, miveravera rehefa manao zavatra, mitavozavoza, midrahodraho; manta vava [Rajemisa 1985]
French definition simple, maladroit, bouché, indiscret, qui révèle tout par simplicité [Abinal 1888]
Derivations 
Examples Iza koa ireny, hoy I Saonina, niteny tsy tahontahona... [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 180]

2012/08/23