| Entry | 1 fitahontahona |
| Root | 2 tahontahona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomban'ny olona mitahontahona, na midrahodraho, mitaraikiraiky
5 Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: 6 Ny fitahontahony no nanalan'ny mpampiasa azy. 7 [1.1] |
| Synonyms | 8 fitahontahonana |
| Updated on 2025/11/17 |
|