| Entry | 1 tafontrano |
| Elementary words | 2 tafo, 3 trano |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Sarona ambony amin' ny trano mipetaka amin' ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy ny varivariny. [1.1] |
| Examples |
6 Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa.
[2.470]
|
| Analogs | 7 tafontranompanjaka |
| Article | 8 Randzavola: tafontrano ao amin' ny Baiboly (=> trano) |
| Updated on 2025/10/11 |
|