|
|
|
|

Entry 1  tafavoaka
Root  2 voaka
Part of speech  3  participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Examples  4  Nijanona anefa ny fiara nony tafavoaka ny vohitra izahay. [2.471#57]
5  Nony tapitra tafavoaka daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy. [2.470#155]
6  tafavoako ny omby (j'ai fait sortir les boeufs) [1.107#59]

Updated on 2026/02/26