Entry taboika
Part of speech noun
Malagasy definition Fivoahan' ny rano avy any anaty tany; boiboika [Rajemisa 1985]
 renirano mipoitra indray ety ivelany rehefa avy namakivaky tany ambanin'ny tany [SLP 1986]
English definition a bubble, an air bubble. Compare taboaka, boiboika [Richardson 1885]
French definition résurgence [SLP 1986]
Derivations 
Synonyms taboi-drano

2013/06/19